18/02/2026
Tompon'andraikitra voalohany amin'ny fahasalaman'ny zanatsika isika ray aman-dreny. 💕 🧒 🧑
Ity aro vava ity dia mety tsara hoan'ny ankizy latsaky ny 15 taona araky ny habeny 14,5 × 9,5 cm. 🛡️
Misy loko telo azo isafidianana amin'ny vidiny 6.500 Ar. 🩵🤍🩷