Koperativa Onja

Koperativa Onja Koperativa fitateranan'olona an-drenivohitra - Zotra 192, mampitohy ny tanan'Ankadikely hatrany Mandroseza (By-pass).

24/05/2026
NY LALANA TOMPOKO NATAO HIFAMEZIVEZENA ´( fiara sy moto)…NY TROTTOIR NATAO HO ANY MPANDEHA TONGOTRA ARY TSENA NATAO HO A...
23/05/2026

NY LALANA TOMPOKO NATAO HIFAMEZIVEZENA ´( fiara sy moto)…NY TROTTOIR NATAO HO ANY MPANDEHA TONGOTRA ARY TSENA NATAO HO ANY MPIVAROTRA ˆRAHA IREO VOAHAJA METY HISY FIOVANA ITY FITOHANANA ETO RENIVOHITRA ITY ´MBA JEREO MANOKANA MOMBA IRETO ÉCOLE ETO RENIVOHITRA IRETO FA MISY AMPAHANY AVY ANY ZAREO NY RESAKA FITOHANANA

SAMY MATY ANTOKA @ ITY FITOHANANA ITY ANIE ISKA REHETRA FA HANDAO HO VAHANA -Maty antoka ny mpivarotra satria kamo ny ol...
02/04/2026

SAMY MATY ANTOKA @ ITY FITOHANANA ITY ANIE ISKA REHETRA FA HANDAO HO VAHANA -Maty antoka ny mpivarotra satria kamo ny olona hiantsena - matiantoka ny mpiasa satria fotoana tokony hanaovana zavatra lasa mianga aloha any antrano ….. Lasa rotoroto sy misavoritaka ny tontolo andro mponina éto renivohitra vokatry fitohanana RAHA JERENA DIA FANTIANTOKA FIRENENA IRAY NY FISIANY FITOHANANA(sary Indràna )

SALAMA DAHOLO TOMPOKO ! Misy ireto Karampanondro sy Permis ity hita tanaty fiara ka iangaviana haka azy aty birao ny kop...
26/03/2026

SALAMA DAHOLO TOMPOKO ! Misy ireto Karampanondro sy Permis ity hita tanaty fiara ka iangaviana haka azy aty birao ny koperativa ilafy Izay tompony na izay mahalala azy ´

EFA 2 € MAHERY KELY IZANY HOE EFA ANY 10000ar VIDINY GASOIL ANY EUROPE NEFA VAO TSY AMPY 1 VOLANA IZAY NISIANY ADY ANY I...
14/03/2026

EFA 2 € MAHERY KELY IZANY HOE EFA ANY 10000ar VIDINY GASOIL ANY EUROPE NEFA VAO TSY AMPY 1 VOLANA IZAY NISIANY ADY ANY IRAN !!! Mba hanao ahoana io raha sanatria tonga aty ?????

ENTANA ADINO TANATY FIARA ´SOA IHANY FA TSARA TOERANA ´vola 148000a . Chargeur , boky sy cahier … EFA TAFAVERINA ANY TOM...
07/03/2026

ENTANA ADINO TANATY FIARA ´SOA IHANY FA TSARA TOERANA ´vola 148000a . Chargeur , boky sy cahier … EFA TAFAVERINA ANY TOMPONY ´

18/02/2026

🇲🇬🤔TOA LAFO BE?

Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany ampotony, tsy aleo izao....

Ny orinasa iray, ny mpivarotra iray, ny mpandraharaha iray,...matoa mivarotra dia mila tombony izy.
1) Ny tombony dia ilay ambiny anesorana ny depenses rehetra.

2) Ny "depenses/charges":
- matière premieres
- ny karaman'ny mpiasa
- rondoha nolaniana tamin'ny nananganana azy
- ny fitaovana rehetra
- ny hofantrano
- jiro sy rano
- fotoana
- internet/appel
-....hafa

Raha mahavoavaly ireo izay vao mamoaka vidiny hamarotany azy izy. Fa tsy hoe misy olona mivarotra 25.000ar ohatra dia hoe tsy aleo any an-trano satria mahavita izao kg izany. Dia avereno kajiana ireo ambony ireo.

Aoka izay ilay fanambaniana fidirambolan'olona, aoka izay ilay toetsaina famotehana asan'olona. Torohevitra sy tsikera hampandroso no tokony atao fa tsy faly hanalabaraka olona etsy sy eroa sy miseho milaza fa mahavita nefa tsy mahatsangana na mpiasa iray aza.

Matoa lafo aminao, dia mety tsy ianao no "cible"

©️Malagasy ve ianao

Address

Ankadikely
Antananarivo
101

Telephone

+261320749076

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koperativa Onja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share