Futurella Madagascar 301

Futurella Madagascar 301 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Futurella Madagascar 301, Cité Antarandolo logement 110, Fianarantsoa.

Groupe d'Entreprise Malagasy basée à Fianarantsoa spécialisée dans la fabrication de produits électroniques, informatiques, robotiques, domotiques, transports, ferme.

04/12/2023

👉Miarahaba tompoko, raha hiresaka na mila fanazavana bebe kokoa dia manasa anao hitsidika ny Futurella Madagascar 301 fa ao no ahazahoanao izany. Mankasitra indrindra.🙂

👋VAOVAO BE!!! VAOVAO BE!!!📢📢📢👉 FIHENAM-BIDY GOAVANA ny ANTIVOL ato @ Futurella Madagascar 301😁 👉Raha toa ka ❌200.000Ar❌ ...
20/11/2023

👋VAOVAO BE!!! VAOVAO BE!!!📢📢📢
👉 FIHENAM-BIDY GOAVANA ny ANTIVOL ato @ Futurella Madagascar 301😁
👉Raha toa ka ❌200.000Ar❌ teo aloha dia lasa 👉179.000Ar ✅Be izao 😱😱
🏃‍♂️🏃‍♀️Aza taraiky ary fa mirary dia mirary ny vidiny 😁😁
👉Hafa ihany ny vita Malagasy 😉 🇲🇬

👋VAOVAO BE !!! VAOVAO BE📢📢📢👉 FIHENAM-BIDY GOAVANA ny ANTIVOL ato @ Futurella Madagascar 301😁 👉Raha toa ka ❌200.000Ar❌  t...
20/11/2023

👋VAOVAO BE !!! VAOVAO BE📢📢📢
👉 FIHENAM-BIDY GOAVANA ny ANTIVOL ato @ Futurella Madagascar 301😁
👉Raha toa ka ❌200.000Ar❌ teo aloha dia lasa 👉179.000Ar ✅Be izao 😱😱
🏃‍♂️🏃‍♀️Aza taraiky ary fa mirary dia mirary ny vidiny 😁😁
👉Hafa ihany ny vita Malagasy 😉 🇲🇬

14/11/2023

👋ALLô ALLô📢📢📢
👉 FIHENAM-BIDY GOAVANA ny ANTIVOL ato @ Futurella Madagascar 301😁
👉Raha toa ka ❌179.000Ar❌ teo aloha dia lasa 👉100.000Ar ✅Be izao 😱😱

🏃‍♂️🏃‍♀️Aza taraiky ary fa mirary dia mirary ny vidiny 😁😁
👉Hafa ihany ny vita Malagasy 😉 🇲🇬

Matahotra ny ho very fiara, moto ve ianao? Tsy misy intsony izany! Ny Anti-vol izay vokariny FUTURELLA Madagascar 301 no...
18/10/2023

Matahotra ny ho very fiara, moto ve ianao? Tsy misy intsony izany! Ny Anti-vol izay vokariny FUTURELLA Madagascar 301 no vahaolana amin'ny mpangalatra.🛡️

**"Ny fiarovana dia manomboka amin'ny fisorohana. Fidio ny fitaovana miady amin'ny halatra ho an'ny fiadanan-tsaina tanteraka. 🔐 "

📞034 46 202 32
📧[email protected]
🏢 cité 110 Antarandolo Fianarantsoa

🔒 Arovy ny fanananao sarobidy! 🔒Manaova veloma amin'ny fahasahiranan'ny halatra miaraka amin'ny    ho an'ny môtô, fiara ...
22/08/2023

🔒 Arovy ny fanananao sarobidy! 🔒
Manaova veloma amin'ny fahasahiranan'ny halatra miaraka amin'ny ho an'ny môtô, fiara ary trano! 🛡️🏍️🚗🏠

👉Aza avela hisy fiantraikany amin'ny fiadanan-tsainao ny halatra.
👉 Misafidiana fiarovana azo antoka.
👉 Mifandraisa aminay dieny izao mba hahazoana fampahalalana bebe kokoa momba ny vokatra ary fantaro ny fomba ahafahanao miantoka fiarovana tanteraka amin'izay zava-dehibe indrindra aminao.😉

📞 034 46 202 32
📧 [email protected]

📍 🧡Découvrez notre tout nouveau GPS haute performance et partez à l'aventure en toute sérénité ! 🌟🗺️🚗 Plus de Stress, Ju...
04/08/2023

📍 🧡Découvrez notre tout nouveau GPS haute performance et partez à l'aventure en toute sérénité ! 🌟🗺️

🚗 Plus de Stress, Juste du Plaisir au Volant !🚗🏍🛺
(Moto, voiture, etc)

📞034 46 202 32 ou MP😉😍

Address

Cité Antarandolo Logement 110
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344620232

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Futurella Madagascar 301 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Futurella Madagascar 301:

Share