Tatirano Social Enterprise

Tatirano Social Enterprise We're a social enterprise centered on empowering women via clean water access in Madagascar

Ry mpanjifa hajaina,Amin’izao ankatokin’ny fetin’ny Fahaleovan-tena izao dia mampahafantatra anareo fa mikatona manombok...
24/06/2026

Ry mpanjifa hajaina,

Amin’izao ankatokin’ny fetin’ny Fahaleovan-tena izao dia mampahafantatra anareo fa mikatona manomboka rahampitso amin’ny 12 ora ny shop TATIRANO hiverina hisokatra kosa izany ny alatsinainy faha 29 jona.

Misaotra indrindra tompoko ary mirary fety sambatra 🎉🎉🇲🇬🇲🇬

💙
💧

Haody AMBOASARY ooo!💧TATIRANO participe au FESTIVAL MANDRARE💧Nous sommes déjà sur place et heureux de vous accueillir !📣...
19/06/2026

Haody AMBOASARY ooo!

💧TATIRANO participe au FESTIVAL MANDRARE💧

Nous sommes déjà sur place et heureux de vous accueillir !

📣 Rendez-vous à notre stand pour découvrir nos produits et échanger avec notre équipe 🥰

N'hésitez pas à venir nous rendre visite, nous vous attendons avec plaisir ! 💙


💧


----------------------------------------------------------------------------------

💧Mandray anjara amin'ny FESTIVAL MANDRARE ny TATIRANO 💧

Efa vonona handray anao ny ekipa , koa tongava mitsidika ny trano Eva misy anay hahafahanao mamantatra mivantana ny vokatra Tatirano 💙


💧

Chers clients,Nous vous informons que le shop TATIRANO sera exceptionnellement fermé le lundi 11/05/2026 et le mardi 12/...
08/05/2026

Chers clients,

Nous vous informons que le shop TATIRANO sera exceptionnellement fermé le lundi 11/05/2026 et le mardi 12/05/2026.

La réouverture est prévue le mercredi 13/05/2026.
Nous assurons les livraisons jusqu’au samedi et vous invitons également à vous approvisionner auprès de nos distributeurs les plus proches de chez vous.

Pour les bonbonnes, elles sont également disponibles chez D Bike Bazarikely.

Merci de votre compréhension et à très bientôt!!!
----------------------------------------------------------------------------
Ry mpanjifa hajaina,
Ampahafantarina isika fa hikatona ny shop TATIRANO ny alatsinainy 11/05/2026 sy ny talata 12/05/2026.
Ny alarobia 13/05/2026 no hisokatra indray.

Afaka manao ny livraison izahay hatramin'ny rahampitso sabotsy. ary manasa anareo hanjifa eny amin’ireo revendeur sy distributeur akaiky anareo.
Ho an’izay mitady bonbonne dia afaka jifaina ao amin’ny D bike Bazarikely izany.

Misaotra amin’ny fahatokisana ary manantena ny hihaona aminareo indray tsy ho ela.


💙

Yesterday and today, May 7–8, 2026, Tatirano took part in the 8th edition of the Research Fair at Ankatso, University of...
08/05/2026

Yesterday and today, May 7–8, 2026, Tatirano took part in the 8th edition of the Research Fair at Ankatso, University of Antananarivo.
The event was a great opportunity to showcase our research initiatives, present our projects, and highlight how research and industry can work together to drive real, lasting impact.
At Tatirano, we believe research-driven innovation plays a vital role in addressing water access challenges and supporting sustainable development in Madagascar. 💧
---------------------------------------------------------------------------
Omaly sy androany, 07 sy 08 Mey 2026, nandray anjara tamin’ny andiany faha-8 amin’ny Salon de la Recherche teny Ankatso i TATIRANO.
Fotoana iray nanasongadinana ny asa fikarohana vitanay, nampahafantarana ireo tetikasa vaovao sy manavao, ary nanehoana fa afaka miara-mandroso ho an’ny fandrosoana maharitra sy misy fiantraikany mivaingana ny fikarohana siantifika sy ny orinasa.

Ao amin’i TATIRANO, mino izahay fa ny fanavaozana ateraky ny fikarohana dia anisan’ny vahaolana lehibe hiatrehana ireo fanamby mifandraika amin’ny fahazoana rano sy ny fampandrosoana maharitra eto Madagasikara. 💧
------------------------------------------------------------------------------
Hier et aujourd’hui, les 7 et 8 mai 2026, Tatirano a participé à la 8ᵉ édition du Salon de la Recherche à Ankatso.
Une occasion de valoriser nos travaux de recherche, de présenter nos projets innovants et de montrer que la recherche scientifique et l’entreprise peuvent avancer ensemble au service d’un impact concret et durable.
Chez Tatirano, nous croyons que l’innovation née de la recherche est un levier essentiel pour répondre aux défis liés à l’accès à l’eau et au développement durable à Madagascar. 💧



💙

Akory aby tika Ambovombe etoa !!!Fa avy aman-tikagne etoa i Rano TATIRANO igne e!Ko mandigny taliliagne rikiahy fa manda...
31/03/2026

Akory aby tika Ambovombe etoa !!!

Fa avy aman-tikagne etoa i Rano TATIRANO igne e!

Ko mandigny taliliagne rikiahy fa mandalova amin'ny SHOP SOA PLUS ao ty ahitagne azy.
Minogne rano madio, sady afaky ty maràn-drano.

💙

💧

Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra ny fetin'ny 8 Marsa 🎉Happy women's Day 🎉Bonne fête du 8 mars 🎉  'S_WOMEN💧 . 💧💙 ...
08/03/2026

Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra ny fetin'ny 8 Marsa 🎉

Happy women's Day 🎉

Bonne fête du 8 mars 🎉

'S_WOMEN💧
.
💧
💙 💙

Miarahaba oh!!! Amin'izao fankalazana ny fetin'ny vehivavy 8 Marsa izao dia maimaim-poana ny misotro Rano madio eto amin...
05/03/2026

Miarahaba oh!!!

Amin'izao fankalazana ny fetin'ny vehivavy 8 Marsa izao dia maimaim-poana ny misotro Rano madio eto aminay!!!

Tongava ary manala hetaheta eto amin'ny kiosque TATIRANO amin'izao Andro mafana izao fa vonona handray anao izahay.

Eto amin'ny lapan'ny tanana no ahitàna anay androany sy rahampitso.
Tongava hiara hisotro ny rano TATIRANO 💧


💙

09/02/2026

Ry mpanjifa hajaina!

Nohon'ny hamaroan'ny mpanjifa dia misedra olana amin'ny resaka bidons ny TATIRANO , efa andalam-pamahana izany olana izany anefa izahay mba hanomezana fahafaham-po antsika mpanjifa tsirairay avy.

Ialana tsiny indrindra amin'ny fikorontanan'ny famatsiana.
Ary mampanantena fa ho voavaha ny olana amin'ity herinandro ity.
Misaotra amin'ny faharetana sy ny fiaraha-miasa.

------------------------------------------------------------------------
Chers clients,

En raison de l’augmentation du nombre de clients, TATIRANO fait actuellement face à une légère difficulté concernant la disponibilité des bidons. Nous travaillons activement à la résolution de cette situation afin d’assurer la satisfaction de chacun de nos clients.

Nous vous prions de bien vouloir nous excuser pour les désagréments occasionnés dans l’approvisionnement.

Nous vous confirmons que la situation sera régularisée au cours de cette semaine.
Nous vous remercions sincèrement pour votre patience et votre confiance 🙏


💧💧

Toute l’équipe de TATIRANO vous souhaite une très bonne année 2026 🎆🎆 💙  💧
01/01/2026

Toute l’équipe de TATIRANO vous souhaite une très bonne année 2026 🎆🎆
💙
💧

Address

Ampamakiambato
Fort-Dauphin
614

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261345222948

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tatirano Social Enterprise posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tatirano Social Enterprise:

Shortcuts

Share