03/04/2023
Aiza jiaby atsika Tia zaka tsara🥰
Sambo MV/LEGEND vonona hiara hiasaka amintsika rehetra eto mahajanga s'y n'y manodidina izay manao ligne Comores Majunga et Majunga Comores
Date prévision de départ majunga comores le 05 Avril 2023 Ka aza Tara atsika jiaby
Efa maromaro passager Zay tonga hisaorana betsaka hitandreo Ka aza Tara atsika zay mbola manana fikasana andeha
Efa manao embarquement koa zahay Zay manana antena Zay Maika andeha fa vonona hatrany zahay handray anareo
Cantact: 034 74 345 39 / 032 04 376 78 pour toute information
Merci de votre Confiance 🙏