Gascar Trans Plus SAVA

Gascar Trans Plus SAVA Transport Terrestres à Madagascar (TANA-SAVA-TANA)

Miarahaba antsika rehetraElaela tsy heno teto amin'ny pejy dia mba hizara soa kely ho antsika indray amin'ity taona vaov...
11/03/2026

Miarahaba antsika rehetra

Elaela tsy heno teto amin'ny pejy dia mba hizara soa kely ho antsika indray amin'ity taona vaovao ity

ho asian-tsika @ talata ho avy izao (17/03/26)
✓ Fihenambidy -20% be izao ho an'ireo izay handeha TANA rehetra daty io ihany
® izany hoe lasa 112.000ar ny saran-dalana
✓ Aza tara ary manao reservation fa fiara roa no ho alefa ka iray @ ireo ihany no ho fenoina an'ilay promotion
® izany hoe 17places,olona 17 tonga voalohany ihany

0382591500
0377143970
0322591500

NB : @ io daty io ihany no misy an'izay

Niakatra avokoa ny saran-dalana nohon'ny fiakaran'ny solika!!!
18/05/2025

Niakatra avokoa ny saran-dalana nohon'ny fiakaran'ny solika!!!

Rivo-doza CHIDO Mankahery antsika rehetra sahady!!!Araho tsy tapaka ny pejy fa ho hita eto ihany izay ho mety fiovan'ny ...
11/12/2024

Rivo-doza CHIDO
Mankahery antsika rehetra sahady!!!
Araho tsy tapaka ny pejy fa ho hita eto ihany izay ho mety fiovan'ny départ-ntsika,sy ny fiateaikan'ny rivo-doza 'ny lalana

enganie 🙏
30/06/2024

enganie 🙏

04/04/2024

Toy izao ny vola lany raha andeha SAMBAVA

# TANA-Beramanja : (eo no tongan'ny fiara farany)
# rehefa tonga eo dia ny olona iray miampita lakana
# eo indray no mandeha taxi-moto hatreo amin'ilay hoe 'pond Mena' (mandeha tongotra miampita eo fa tapaka ilay tetezana)
# mandeha bajaj indray miala eo mandrapahatonga Mahavavy(AMBILOBE)
indray ny frais lakana miampita an'i Mahavavy(AMBILOBE)
# eo am parkage Sambava indray mandray fiara regional mandrapahatonga eo am lalana tapaka(iditra DARAINA) Frais
# mandeha bajaj ndray miala eo mandrapahatonga @ lalana tapaka farany(afaka kelin'i DARAINA)
# afaka eo zay vao mandeha fiara regional farany mandrapahatonga SAMBAVA, Frais :

# Izany hoe eo ho eo @ eo izany ny vola omanina raha ho any SAMBAVA ianao... ny sakafo tsy ao anatiny
NB : Raha misy entana maro2 ianao dia manomana vola misy2 fa manatombo ny vola aloha rehefa miampita tetezana raha olona misy entana

06/04/24 HO AVY IZAO IZAHAY NO MISY FIARA MANDEHA HATREO tapaka
raha misy olona andeha dia afaka miantso ireto numero ireto
0385172601
0324201032

Mankahery antsika rehetra sy fa tena mafy ty

28/03/2024

Nohon'ny fahatapahan'ny lalana maromaro mampitohy an'i TANA-SAVA dia nahemotra avokoa ny depart antsika rehetra na ny avy TANA na ny avy any SAMBAVA
Efa maherin'ny 5 lalana tapaka manomboka eo ANTSOHIHY hatrany SAMBAVA
Miandry izay mety ho fivoaran'ny lalana isika vao mandeha indray

25/01/2024
Omena fafiny ny mpandeha haka sary Gascar Trans Plus
06/01/2024

Omena fafiny ny mpandeha haka sary
Gascar Trans Plus

06/12/2023

Ataon-tsika rapitso ilay lalao
Hita eo izay tena client an'ny GASCAR TRANS PLUS

06/12/2023

Salama daholo!!!sody asiana lalao kely ndray fa efa ela2 zay...isarihan-tsika olona tsara vintana

Address

Antaimby
Sambava
208

Telephone

+261322591500

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gascar Trans Plus SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share