11/05/2026
FILAZANA MANJO
Ny Fitaleavana ankapobeny eo anivon’ny orinasa MDLS sy ny mpiara-miasa rehetra dia mampandre amin'ny alahelo anareo ny fahafatesan’Andriamatoa RAVELOMANANTSOA (Ex SMMC).
Manoloana izao fahoriana izao, dia mirary fampiononana feno ho an’ny fianakaviany, ny tapaka sy namany, ary ireo mpiara-miasa taminy rehetra tao amin’ny Seranan-tsambon’i Toamasina izahay.
Mizara alahelo aminareo izahay ary manolotra ny fanohanana feno amin’izao fotoan-tsarotra izao.
Ny Fitaleavana Ankapobeny
MDLS
🌿🌿🌿🌿🌿
La Direction Générale de la société MDLS et tous ses collaborateurs ont la profonde tristesse de vous informer du décès de Monsieur RAVELOMANANTSOA (Ex SMMC).
En cette douloureuse circonstance, nous adressons nos sincères condoléances à sa famille, à ses proches ainsi qu’à l’ensemble de ses anciens collègues au sein du Port de Toamasina.
Nous partageons leur peine et leur exprimons tout notre soutien en ce moment de deuil.
La Direction Générale
MDLS