19/07/2026
⚽🔥 ANDAO HILALAO EEE ! MATCH FINAL SPECIAL ! 🔥⚽
🇦🇷 ARGENTINE VS ESPAGNE 🇪🇸
Iza no ho tompondaka amin'ity finale lehibe ity? 🏆
🎁 MAHAZO 30.000 Ar x 2 PERSONNES 🥳🥳
⏳ FARANY HANDRAISANA ANJARA : alohan'ny hanombohan'ny match ihany !
⚠️ Ny commentaire rehetra alefa na ovaina rehefa manomboka ny match dia tsy ho raisina.
Raha te handray anjara :
✅ Like-o ny pejy Location Voiture Tuléar 👍
✅ Like-o ity publication ity ❤️
✅ Partage-o amin'ny mode Public 🌍
✅ Soraty eto amin'ity publication originale ity ny pronostic score-nao ⚽
✅ Tag-o ny namana hiara-hilalao aminao 👥
⚠️ Ny commentaire ao amin'ny publication partagée dia tsy raisina. Ny commentaire eto amin'ny publication originale ihany no manankery.
🏆 Olona 2 izay mahita ny score marina no hahazo 30.000 Ar. Raha maro no mahita marina dia hisy tirage au sort hisafidianana ireo mpandresy.
📩 Aorian'ny match, ireo mpandresy dia mila mandefa message privé (MP) amin'ny pejy Location Voiture Tuléar, miaraka amin'ny capture d'écran-n'ny commentaire-ny, mba hanamorana ny fanamarinana sy ny fanomezana ny loka.
🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra, ary misaotra anareo manohana ny GO DRRIVE LOCATION VOITURE TULÉAR ! 🚗⚽