Milomay Livraison

Milomay Livraison Milomay Service - Agence de livraison

30/04/2026

1er mai, fête du travail
Et on travaille
Pour vous
Ho anao

Milomay ho anao ❤️

04/04/2026

Une semaine sainte beaucoup tourmentée

1- livreur 3 no voaendaka raha iny andeha hody iny ny alin’ny 31, maratra mafy ny roa, very ny karamany, very ny bisikileta… (talata)
2- livreur iray no nianjera ka voahitsak’ilay namany, nilatsaka ny sorony (alakamisy)
3- livreur iray no voaendaka teo andravoahangy ka very tamin’izay daholo ny entana ho atao livraison rehetra (zoma)

Banga maromaro mihintsy ny ekipa tratran’ireo rehetra ireo, misy hafa koa maromaro, marary tratran’ilay changement climatique mafana be sy avy orana teo….

Fa isika tsy kivy fa vonona sy miezaka foana MILOMAY HO ANAO

Ho lasan’izay ny ratsy rehetra satria Jesosy efa nanome ny aiNy ho antsika.

Milomay? Ahoana tsara ny fandehany??Mandefa rapport de livraison aminao izahay isan'andro, hita ao avokoa ny:- Solde teo...
09/03/2026

Milomay? Ahoana tsara ny fandehany??

Mandefa rapport de livraison aminao izahay isan'andro, hita ao avokoa ny:
- Solde teo aloha
- Ny versement nalefa androany
- Ny isan'ny entana naverina any aminao (retour)
- Ny isan'ny entana natao livraison androany
- Ny momban'ny livraison androany, iza no vita, iza no tsy vita, ohatrinona no noraisina... sns sns
- ary indrindra indrindra ny solde vaovao, ohatrinona ny volanao aty aminay

Zany hoe:
J-1 avant minuit = confirmation de la commande
J = récupération et livraison
J = rapport de livraison
J+1 = versement

Aia koa ro ahità!!!
Milomay ho anao

Aloavy ny frais!!Misy karazana tranga tena mampalaelo toa izao. Raha toa ka naterina tany ankafa ny entana dia nekena, f...
05/03/2026

Aloavy ny frais!!

Misy karazana tranga tena mampalaelo toa izao. Raha toa ka naterina tany ankafa ny entana dia nekena, fa ianao no nanafatra anay dia naterina tany aminao ny entana ka tokony efa ho hainao fa misy frais.

Tsy vola be anie le izy re’olona fa question 3000ar na 4000ar. Ary anatin’io dia mbola misy charge be dia be. Ka efa vola kely sisa no vidin-kasasaran’ireo ankizy ireo e!!! Mamelona vady amanjanaka koa ireo matoa mamono tena amin’ity asa mafy ity.

Be dia be izy ao fa ity aloha ny ray.

27/02/2026

🌧️☔🌞⛅Na merik'andro n'a avy ny orana Dia mazoto foana ny ekipan'ny Milomay Livraison manatitra ny entana any aminao ⛅🌞☔🌧️

Misaotra ry Zalah fa mahafa-po ny fiaraha-miasa a!!!

Nisy efa nandalo tany aminao vé n'y iray amin'izy ireo!?
Misaotra anareo Mpanjifa ihany koa @ fandraisana azy ireo Tonga manatitra entana any aminareo 💓

Address

Soavimbahoaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Milomay Livraison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share