12/09/2026
🛍️ Te hahazo client bebe kokoa ve ianao?
Ireto misy zavatra 3 tokony hataonao 👇
📸 Ataovy mazava sy manintona ny sarin'ny produit
➡️ Ny sary tsara dia mahasarika kokoa ny mason'ny client.
💰 Ataovy mazava ny prix sy ny description
➡️ Rehefa mazava ny information dia mora kokoa amin'ny client ny manapa-kevitra hividy.
💬 Valio haingana ny message
➡️ Ny réponse rapide dia mampiseho fa matotra ianao ary mampitombo ny fahatokisan'ny client.
💡 Ny fahatokisan'ny client no iray amin'ireo lakilen'ny vente. ❤️❤️